Matio 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady, nefa tsy misy famantarana homena azy,+ afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona.”+ Ary nandao azy ireo izy ka lasa nandeha.+
4 Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady, nefa tsy misy famantarana homena azy,+ afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona.”+ Ary nandao azy ireo izy ka lasa nandeha.+