FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ho lasa mahira-tsaina izay manana fisainana mivaona, ary hiana-javatra na dia izay mimenomenona aza.”+

  • Matio 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fantatr’i Jesosy izany, ka hoy izy: “Ry kely finoana, nahoana ianareo no miady hevitra toy izany satria tsy manana mofo?+

  • Marka 6:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 satria tsy takany ny hevitra tiana hampitaina tamin’ny alalan’ilay fahagagana momba ireo mofo, fa mbola donto ny fony ka tsy azon’izy ireo ny hevitr’izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara