Matio 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary norarany mafy ny mpianatra tsy hilaza na amin’iza na amin’iza fa izy no Kristy.+ Marka 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mbola nidina ny tendrombohitra izy ireo, dia nandidy azy i Jesosy mba tsy hitantara+ izay hitany na amin’iza na amin’iza, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona amin’ny maty.+ Lioka 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa noteneniny mafy izy ireo mba tsy hilazalaza izany tamin’olona.+
9 Raha mbola nidina ny tendrombohitra izy ireo, dia nandidy azy i Jesosy mba tsy hitantara+ izay hitany na amin’iza na amin’iza, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona amin’ny maty.+