Matio 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa niely nanerana an’i Syria+ ny lazany. Ary nentin’ny olona teo aminy izay rehetra narary,+ sy izay nampahorin’ny aretina sy ny fanaintainana maro samihafa, mbamin’ireo nisy demonia sy voan’ny androbe+ ary nalemy, ka nositraniny ireny. Lioka 4:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary izay rehetra nanana olona mararin’ny aretina samihafa dia nitondra ny marariny tany aminy, rehefa hilentika ny masoandro. Nametra-tanana tamin’ny tsirairay taminy izy mba hanasitranany azy.+
24 Koa niely nanerana an’i Syria+ ny lazany. Ary nentin’ny olona teo aminy izay rehetra narary,+ sy izay nampahorin’ny aretina sy ny fanaintainana maro samihafa, mbamin’ireo nisy demonia sy voan’ny androbe+ ary nalemy, ka nositraniny ireny.
40 Ary izay rehetra nanana olona mararin’ny aretina samihafa dia nitondra ny marariny tany aminy, rehefa hilentika ny masoandro. Nametra-tanana tamin’ny tsirairay taminy izy mba hanasitranany azy.+