Matio 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary tamin’ny takariva, dia nentina teo amin’i Jesosy ny olona maro nisy demonia. Niteny fotsiny izy dia nivoaka ny fanahy* ratsy. Nanasitrana izay rehetra narary koa izy,
16 Ary tamin’ny takariva, dia nentina teo amin’i Jesosy ny olona maro nisy demonia. Niteny fotsiny izy dia nivoaka ny fanahy* ratsy. Nanasitrana izay rehetra narary koa izy,