Malakia 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa halako ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mandoto ny akanjony amin’ny herisetra”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Koa tandremo ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+ Matio 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nisy Fariseo nanatona azy mba hamandrika azy, ka nilaza hoe: “Azon’ny lehilahy atao ve ny misaraka amin’ny vadiny na inona na inona antony?”+
16 Fa halako ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mandoto ny akanjony amin’ny herisetra”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Koa tandremo ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+
3 Ary nisy Fariseo nanatona azy mba hamandrika azy, ka nilaza hoe: “Azon’ny lehilahy atao ve ny misaraka amin’ny vadiny na inona na inona antony?”+