Matio 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nisy zaza nentina teo aminy mba hametrahany tanana sy hanaovany vavaka, nefa nibedy an’ireny ny mpianatra.+ Lioka 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nisy olona nitondra ny zanany kely teo amin’i Jesosy mba hokasihiny, nefa nibedy azy ireny ny mpianatra nony nahita izany.+
13 Ary nisy zaza nentina teo aminy mba hametrahany tanana sy hanaovany vavaka, nefa nibedy an’ireny ny mpianatra.+
15 Ary nisy olona nitondra ny zanany kely teo amin’i Jesosy mba hokasihiny, nefa nibedy azy ireny ny mpianatra nony nahita izany.+