16 Nantsoin’i Jesosy hankeo aminy anefa ny zazakely, ka hoy izy: “Avelao ny zaza hanatona ahy ary aza mitady hisakana azy, fa an’izay toa azy ny fanjakan’Andriamanitra.+
2 Toy ny zaza+ menavava, dia ataovy izay haniriana fatratra ny ronono+ tsy misy fangarony, dia ny ronono ao amin’ny tenin’Andriamanitra, mba hampitomboan’izy io anareo ho amin’ny famonjena,+