Matio 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary hoy izy: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra mihitsy ianareo, raha tsy miova ho toy ny zaza.+ Lioka 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Lazaiko aminareo marina tokoa fa izay tsy mandray ny fanjakan’Andriamanitra toy ny ataon’ny zaza, dia tsy ho tafiditra ao mihitsy.”+
3 ary hoy izy: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra mihitsy ianareo, raha tsy miova ho toy ny zaza.+
17 Lazaiko aminareo marina tokoa fa izay tsy mandray ny fanjakan’Andriamanitra toy ny ataon’ny zaza, dia tsy ho tafiditra ao mihitsy.”+