Matio 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary hatolotra amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny Zanak’olona, ka homelohiny ho faty,+ Lioka 18:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia nentiny nihataka kely izy roa ambin’ny folo lahy, ka hoy izy: “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary ho tanteraka daholo izay rehetra voasoratra tamin’ny alalan’ny mpaminany+ mahakasika ny Zanak’olona.+
18 “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary hatolotra amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny Zanak’olona, ka homelohiny ho faty,+
31 Dia nentiny nihataka kely izy roa ambin’ny folo lahy, ka hoy izy: “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary ho tanteraka daholo izay rehetra voasoratra tamin’ny alalan’ny mpaminany+ mahakasika ny Zanak’olona.+