Jaona 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa izaho, na dia Tompo sy Mpampianatra aza, nanasa ny tongotrareo,+ dia mba tokony hifanasa tongotra koa ianareo.+ Filipianina 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsia, fa nafoiny kosa ny zava-drehetra ary naka ny endriky ny mpanompo+ izy, ka nanjary nitovy tamin’ny olombelona.+
14 Koa izaho, na dia Tompo sy Mpampianatra aza, nanasa ny tongotrareo,+ dia mba tokony hifanasa tongotra koa ianareo.+
7 Tsia, fa nafoiny kosa ny zava-drehetra ary naka ny endriky ny mpanompo+ izy, ka nanjary nitovy tamin’ny olombelona.+