Matio 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka nilaza taminy hoe: “Mankanesa ao amin’irỳ tanàna kely tazanareo irỳ. Tonga dia hahita ampondra mifatotra miaraka amin’ny zanany ianareo. Vahao ireo ka ento etỳ amiko.+ Lioka 19:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 ka hoy izy: “Mankanesa ao amin’irỳ tanàna kely tazanareo irỳ. Ary raha vao miditra ao ianareo, dia hahita zanak’ampondra mifatotra, mbola tsy nitaingenan’olona mihitsy. Vahao izy ka ento atỳ.+
2 ka nilaza taminy hoe: “Mankanesa ao amin’irỳ tanàna kely tazanareo irỳ. Tonga dia hahita ampondra mifatotra miaraka amin’ny zanany ianareo. Vahao ireo ka ento etỳ amiko.+
30 ka hoy izy: “Mankanesa ao amin’irỳ tanàna kely tazanareo irỳ. Ary raha vao miditra ao ianareo, dia hahita zanak’ampondra mifatotra, mbola tsy nitaingenan’olona mihitsy. Vahao izy ka ento atỳ.+