FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Aoka ho dibo-kafaliana ianao, ry Ziona zanakavavy ô!+ Manaova horakora-pandresena,+ ry Jerosalema zanakavavy ô! Iny fa tonga atỳ aminao ny mpanjakanao.+ Olo-marina izy, sady voavonjy.+ Manetry tena izy,+ ary mitaingina ampondra, dia zanaky ny ampondravavy.+

  • Lioka 1:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+

  • Asan’ny Apostoly 2:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Ry rahalahy, mamelà ahy hiteny amim-pahatsorana aminareo mahakasika an’i Davida loham-pianakaviantsika izay efa maty+ sady efa nalevina, ary eto amintsika mandraka androany ny fasany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara