Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka aho hilaza ny didin’i Jehovah.Hoy izy tamiko: “Ianao no zanako,+Ary izaho efa tonga rainao androany.+ Matio 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Ho bevohoka ny virjiny+ ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hatao hoe Imanoela.”+ Raha adika izany dia hoe: “Momba Anay Andriamanitra.”+ Galatianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa rehefa tapitra tanteraka ny fotoana voafetra,+ dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany,+ izay natera-behivavy+ ary nateraka teo ambanin’ny lalàna,+ 1 Jaona 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izao no nanehoana ny fitiavan’Andriamanitra tamintsika:+ Nirahiny ho amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana+ mba hahazoantsika fiainana amin’ny alalany.+
7 Aoka aho hilaza ny didin’i Jehovah.Hoy izy tamiko: “Ianao no zanako,+Ary izaho efa tonga rainao androany.+
23 “Ho bevohoka ny virjiny+ ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hatao hoe Imanoela.”+ Raha adika izany dia hoe: “Momba Anay Andriamanitra.”+
4 Fa rehefa tapitra tanteraka ny fotoana voafetra,+ dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany,+ izay natera-behivavy+ ary nateraka teo ambanin’ny lalàna,+
9 Izao no nanehoana ny fitiavan’Andriamanitra tamintsika:+ Nirahiny ho amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana+ mba hahazoantsika fiainana amin’ny alalany.+