Asan’ny Apostoly 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa fikasana voafaritr’Andriamanitra sady efa fantany mialoha ny hanolorana izany lehilahy izany.+ Nofantsihanareo teo amin’ny tsato-kazo anefa izy, ary tanan’olona tsy tan-dalàna no nentinareo nanao izany. Dia novonoinareo izy,+
23 Efa fikasana voafaritr’Andriamanitra sady efa fantany mialoha ny hanolorana izany lehilahy izany.+ Nofantsihanareo teo amin’ny tsato-kazo anefa izy, ary tanan’olona tsy tan-dalàna no nentinareo nanao izany. Dia novonoinareo izy,+