Matio 21:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Dia hoy ireo taminy: “Ho loza tokoa ny handringanany+ azy, satria ratsy fanahy ireo. Ary ny tanimboaloboka dia hampanofainy amin’ny mpamboly hafa, izay hanome azy ny vokatra amin’ny fotoam-piotazana.”+ Lioka 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho avy izy, dia handringana an’ireo mpamboly ireo ary homeny olon-kafa ny tanimboaloboka.”+ Dia hoy ireo rehefa nandre izany: “Enga anie mba tsy hisy izany!”
41 Dia hoy ireo taminy: “Ho loza tokoa ny handringanany+ azy, satria ratsy fanahy ireo. Ary ny tanimboaloboka dia hampanofainy amin’ny mpamboly hafa, izay hanome azy ny vokatra amin’ny fotoam-piotazana.”+
16 Ho avy izy, dia handringana an’ireo mpamboly ireo ary homeny olon-kafa ny tanimboaloboka.”+ Dia hoy ireo rehefa nandre izany: “Enga anie mba tsy hisy izany!”