Matio 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Lazao aminay àry izay hevitrao: Azo atao ve sa tsia ny mandoa ny hetra isan-dahy amin’i Kaisara?”+ Lioka 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa azo atao ve sa tsia ny mandoa hetra amin’i Kaisara?”+
17 Lazao aminay àry izay hevitrao: Azo atao ve sa tsia ny mandoa ny hetra isan-dahy amin’i Kaisara?”+