Matio 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hoy izy tamin’ireo: “Sarin’iza io ary an’iza io soratra eo io?”+ Lioka 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Ampisehoy denaria iray aho. Sarin’iza io ary an’iza io soratra eo io?” Hoy ireo: “An’i Kaisara.”+
24 “Ampisehoy denaria iray aho. Sarin’iza io ary an’iza io soratra eo io?” Hoy ireo: “An’i Kaisara.”+