Matio 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanatona azy tamin’iny andro iny ny Sadoseo, izay milaza fa tsy hisy fitsanganan’ny maty. Nanontanian’ireo izy hoe:+ Lioka 20:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa nanatona ny sasany tamin’ny Sadoseo izay milaza fa tsy hisy fitsanganan’ny maty,+ ka nanontany azy Asan’ny Apostoly 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny Sadoseo+ mantsy milaza fa tsy misy fitsanganana amin’ny maty+ na anjely na fanahy. Fa ny Fariseo kosa manambara ampahibemaso fa mino izany rehetra izany.
23 Ary nanatona azy tamin’iny andro iny ny Sadoseo, izay milaza fa tsy hisy fitsanganan’ny maty. Nanontanian’ireo izy hoe:+
27 Fa nanatona ny sasany tamin’ny Sadoseo izay milaza fa tsy hisy fitsanganan’ny maty,+ ka nanontany azy
8 Ny Sadoseo+ mantsy milaza fa tsy misy fitsanganana amin’ny maty+ na anjely na fanahy. Fa ny Fariseo kosa manambara ampahibemaso fa mino izany rehetra izany.