Matio 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nisy fito mirahalahy teto aminay. Nanambady ilay voalohany, ary maty. Tsy niteraka anefa izy ka namela ny vadiny ho an’ny rahalahiny.+ Lioka 20:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nisy tokoa fito mirahalahy. Dia nanambady ilay voalohany, ary maty tsy niteraka.+
25 Koa nisy fito mirahalahy teto aminay. Nanambady ilay voalohany, ary maty. Tsy niteraka anefa izy ka namela ny vadiny ho an’ny rahalahiny.+