Matio 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito.+ Lioka 20:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 ka nampakatra an-dravehivavy ny fahatelo. Ary toy izany hatramin’ilay fahafito: samy maty tsy niteraka izy ireo.+
31 ka nampakatra an-dravehivavy ny fahatelo. Ary toy izany hatramin’ilay fahafito: samy maty tsy niteraka izy ireo.+