Matio 22:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Diso hevitra ianareo, satria samy tsy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra.+ Lioka 20:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary hoy i Jesosy tamin’ireo: “Ny zanak’ity tontolo ity no mampaka-bady+ sy avoaka hampakarina.
29 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Diso hevitra ianareo, satria samy tsy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra.+