Matio 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tiany ny toerana mihaja indrindra+ any amin’ny sakafo hariva, ny toerana eny aloha ao amin’ny synagoga,+ Lioka 11:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Lozanareo Fariseo, satria tianareo ny toerana eny aloha ao amin’ny synagoga sy ny hoarahabain’ny olona eny an-tsena!+ Lioka 20:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna, izay tia mandehandeha manao akanjo lava, sady tia ny hoarahabaina eny an-tsena sy ny hahazo toerana eny aloha ao amin’ny synagoga ary ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva,+
6 Tiany ny toerana mihaja indrindra+ any amin’ny sakafo hariva, ny toerana eny aloha ao amin’ny synagoga,+
43 Lozanareo Fariseo, satria tianareo ny toerana eny aloha ao amin’ny synagoga sy ny hoarahabain’ny olona eny an-tsena!+
46 “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna, izay tia mandehandeha manao akanjo lava, sady tia ny hoarahabaina eny an-tsena sy ny hahazo toerana eny aloha ao amin’ny synagoga ary ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva,+