Matio 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary niala teo amin’ny tempoly i Jesosy ka lasa nandeha. Nanatona azy anefa ny mpianany mba hampiseho taminy an’ireo trano tao amin’ny tempoly.+ Lioka 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Taoriana kelin’izay, dia nisy niresaka momba ny tempoly sy ny nandravahana azy tamin’ny vato tsara sy tamin’ny zavatra voatokana ho an’Andriamanitra.+
24 Ary niala teo amin’ny tempoly i Jesosy ka lasa nandeha. Nanatona azy anefa ny mpianany mba hampiseho taminy an’ireo trano tao amin’ny tempoly.+
5 Taoriana kelin’izay, dia nisy niresaka momba ny tempoly sy ny nandravahana azy tamin’ny vato tsara sy tamin’ny zavatra voatokana ho an’Andriamanitra.+