Jeremia 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa hataoko sahala amin’i Silo+ ity trano niantsoana ny anarako ity,+ na dia itokisanareo aza.+ Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razanareo ity.
14 Koa hataoko sahala amin’i Silo+ ity trano niantsoana ny anarako ity,+ na dia itokisanareo aza.+ Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razanareo ity.