Matio 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary maro koa no hihemotra+ amin’ny finoana sy hamadika ny namany ary hifankahala.+ 2 Timoty 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary aoka ho fantatrao izao: Amin’ny andro farany,+ dia hisy fotoan-tsarotra tsy mora setraina.+