Lioka 17:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hilaza aminareo ny olona hoe: ‘Arỳ!’ na ‘Atỳ!’,+ nefa aza mandeha na manaraka azy.+ Lioka 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy izy: “Mitandrema sao ho voafitaka ianareo.+ Fa maro no ho tonga amin’ny anarako, hilaza hoe: ‘Izaho no izy’, sy hoe: ‘Efa manatona ny fotoana voatondro.’+ Koa aza manaraka azy.
8 Dia hoy izy: “Mitandrema sao ho voafitaka ianareo.+ Fa maro no ho tonga amin’ny anarako, hilaza hoe: ‘Izaho no izy’, sy hoe: ‘Efa manatona ny fotoana voatondro.’+ Koa aza manaraka azy.