38 Ary raha tonga amin’ny fiambenana* faharoa ny tompony, eny fa na amin’ny fiambenana fahatelo aza, ka mahita azy miambina, dia sambatra izany mpanompo izany!+
36 Koa miambena hatrany,+ ary mitalahoa mandrakariva+ mba ho afa-mandositra izany zava-drehetra tsy maintsy ho tonga izany ianareo, ka ho afaka hitsangana eo anatrehan’ny Zanak’olona.”+