Matio 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tezitra ny mpianatra nony nahita izany, ka nilaza hoe: “Nahoana no mandanilany foana toy izao?+ Jaona 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy anefa i Jodasy Iskariota,+ anisan’ny mpianany, ilay efa hamadika azy: