Matio 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona ny iray tamin’izy roa ambin’ny folo lahy, ilay antsoina hoe Jodasy Iskariota,+ Lioka 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary lasa i Jodasy ka niresaka tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly momba ny tetika mahomby hamadihany azy ka hanolorany azy amin’ireo.+
14 Ary nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona ny iray tamin’izy roa ambin’ny folo lahy, ilay antsoina hoe Jodasy Iskariota,+
4 Ary lasa i Jodasy ka niresaka tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly momba ny tetika mahomby hamadihany azy ka hanolorany azy amin’ireo.+