FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Notrobarana+ noho ny helokay+ anefa izy, ary notorotoroina noho ny fahadisoanay.+ Nihatra taminy ilay sazy nahazoanay fihavanana,+ ary ny ratrany+ no nahazoanay fanasitranana.+

  • Daniela 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Aorian’ireo roa amby enimpolo herinandro, dia hovonoina ny Mesia,+ ka tsy hanana na inona na inona intsony.+

      “Ary ny tanàna sy ny toerana masina+ dia horavan’ny tafiky ny mpitarika iray ho avy.+ Ary horavan’ny tondra-drano manafotra ilay toerana masina. Ary hisy ady mandra-pahatongan’ny farany. Araka ny didy navoaka, dia hisy faharavana.+

  • Zakaria 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Ry sabatra ô, mifohaza hamely ny mpiandry ondriko,+ dia ilay lehilahy tomady mpiara-miasa amiko”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.+ Ary hasehoko ny fankasitrahako an’ireo tsinontsinona ireo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara