Salamo 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manao tetika hamelezana ny olo-marina ny ratsy fanahy,+Ka mihidy vazana aminy.+ Salamo 37:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ny ratsy fanahy mitsikilo ny olo-marina,+Ka mitady fomba hamonoana azy.+