Matio 26:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 Dia hoy i Jesosy+ taminy: “Voalazanao.+ Lazaiko aminareo anefa fa manomboka izao,+ dia ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery ary ho hitanareo ho avy izy, eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+ Lioka 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary ny olona hahita ny Zanak’olona+ ho avy amin-kery sy voninahitra lehibe, ao amin’ny rahona.+ Apokalypsy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho avy izy, eny amin’ny rahona.+ Ary hahita azy ny maso+ rehetra sy ireo nandefona azy.+ Ary hikapo-tratra noho ny alahelo ireo foko rehetra eto an-tany noho ny aminy.+ Eny, Amena. Apokalypsy 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nahita aho fa nisy rahona fotsy, ary nisy tahaka ny zanak’olona nipetraka teo ambonin’ilay rahona,+ nanana satroboninahitra volamena+ teo amin’ny lohany sy antsy fijinjana maranitra teny an-tanany.
64 Dia hoy i Jesosy+ taminy: “Voalazanao.+ Lazaiko aminareo anefa fa manomboka izao,+ dia ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery ary ho hitanareo ho avy izy, eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+
7 Ho avy izy, eny amin’ny rahona.+ Ary hahita azy ny maso+ rehetra sy ireo nandefona azy.+ Ary hikapo-tratra noho ny alahelo ireo foko rehetra eto an-tany noho ny aminy.+ Eny, Amena.
14 Ary nahita aho fa nisy rahona fotsy, ary nisy tahaka ny zanak’olona nipetraka teo ambonin’ilay rahona,+ nanana satroboninahitra volamena+ teo amin’ny lohany sy antsy fijinjana maranitra teny an-tanany.