Matio 27:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy i Pilato: “Tsy renao ve ny hamaroan’ny fiampangany anao?”+ Jaona 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hoy i Pilato: “Tsy miteny amiko ve ianao?+ Tsy fantatrao angaha fa manana fahefana hanafaka anao aho, ary manana fahefana hamantsika anao amin’ny hazo fijaliana?”
10 Koa hoy i Pilato: “Tsy miteny amiko ve ianao?+ Tsy fantatrao angaha fa manana fahefana hanafaka anao aho, ary manana fahefana hamantsika anao amin’ny hazo fijaliana?”