Isaia 53:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+ Matio 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Gaga be ilay governora fa tsy namaly azy izy na indraim-bava aza.+ Jaona 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ka niditra indray tao an-dapa ary nilaza tamin’i Jesosy hoe: “Avy aiza ianao?” Tsy namaly anefa i Jesosy.+
7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+
9 ka niditra indray tao an-dapa ary nilaza tamin’i Jesosy hoe: “Avy aiza ianao?” Tsy namaly anefa i Jesosy.+