Matio 27:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nandrandrana fehiloha tsilo koa ireo ka nataony teo amin’ny lohan’i Jesosy, dia nasiany bararata teny an-tanany havanana. Ary nandohalika teo anatrehany izy ireo, ka nanao azy ho fihomehezana+ sady niteny hoe: “Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!”+ Jaona 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nanatona izy ireo, ka niteny hoe: “Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!” Ary namely tehamaina azy koa ireo.+
29 Nandrandrana fehiloha tsilo koa ireo ka nataony teo amin’ny lohan’i Jesosy, dia nasiany bararata teny an-tanany havanana. Ary nandohalika teo anatrehany izy ireo, ka nanao azy ho fihomehezana+ sady niteny hoe: “Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!”+
3 Dia nanatona izy ireo, ka niteny hoe: “Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!” Ary namely tehamaina azy koa ireo.+