Matio 27:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tamin’ny farany, rehefa avy nanao azy ho fihomehezana+ ireo, dia nanaisotra an’ilay lamba ka nampanao azy indray ny akanjony ivelany ary nitondra azy hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+ Jaona 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’izay dia natolony azy ireo izy mba hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+ Koa nentin’ireo i Jesosy.
31 Tamin’ny farany, rehefa avy nanao azy ho fihomehezana+ ireo, dia nanaisotra an’ilay lamba ka nampanao azy indray ny akanjony ivelany ary nitondra azy hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+
16 Tamin’izay dia natolony azy ireo izy mba hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+ Koa nentin’ireo i Jesosy.