Matio 27:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Napetany terỳ ambonin’ny lohany koa ny soratra milaza ny fiampangana azy hoe: “Ity no Jesosy Mpanjakan’ny Jiosy.”+ Lioka 23:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary nisy izao soratra izao koa teo amboniny: “Ity no mpanjakan’ny Jiosy.”+ Jaona 19:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nisy soratra nataon’i Pilato ka napetany teo amin’ilay hazo fijaliana. Izao no voasoratra: “Jesosy avy any Nazareta, Mpanjakan’ny Jiosy.”+
37 Napetany terỳ ambonin’ny lohany koa ny soratra milaza ny fiampangana azy hoe: “Ity no Jesosy Mpanjakan’ny Jiosy.”+
19 Nisy soratra nataon’i Pilato ka napetany teo amin’ilay hazo fijaliana. Izao no voasoratra: “Jesosy avy any Nazareta, Mpanjakan’ny Jiosy.”+