Lioka 23:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nijanona nijery teo ny olona.+ Fa ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy kosa naneso azy hoe: “Ny hafa novonjeny, koa aoka izy hamonjy+ ny tenany raha izy no Kristin’Andriamanitra, ilay Voafidy.”+
35 Dia nijanona nijery teo ny olona.+ Fa ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy kosa naneso azy hoe: “Ny hafa novonjeny, koa aoka izy hamonjy+ ny tenany raha izy no Kristin’Andriamanitra, ilay Voafidy.”+