Matio 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy i Jesosy taminy: “Misy antony tokony hampalahelo ny naman’ny mpampakatra ve, raha mbola eo aminy ny mpampakatra?+ Ho avy anefa ny andro hanesorana ny mpampakatra+ tsy ho eo aminy, ka amin’izany andro izany izy ireo vao hifady hanina.+ Lioka 5:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ho avy tokoa anefa ny andro hanesorana ny mpampakatra+ tsy ho eo aminy,+ ka amin’izany andro izany izy ireo vao hifady hanina.”+ Lioka 17:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoy izy tamin’ny mpianany: “Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny anankiray amin’ny andron’ny Zanak’olona, fa tsy hahita ianareo.+
15 Hoy i Jesosy taminy: “Misy antony tokony hampalahelo ny naman’ny mpampakatra ve, raha mbola eo aminy ny mpampakatra?+ Ho avy anefa ny andro hanesorana ny mpampakatra+ tsy ho eo aminy, ka amin’izany andro izany izy ireo vao hifady hanina.+
35 Ho avy tokoa anefa ny andro hanesorana ny mpampakatra+ tsy ho eo aminy,+ ka amin’izany andro izany izy ireo vao hifady hanina.”+
22 Ary hoy izy tamin’ny mpianany: “Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny anankiray amin’ny andron’ny Zanak’olona, fa tsy hahita ianareo.+