Matio 27:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Ary nitriatra roa hatrany ambony ka hatrany ambany ilay ridao+ tao amin’ny toerana masina,+ dia nihovotrovotra ny tany, ary nitresaka ny vatolampy.+ Lioka 23:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 satria tsy nazava ny masoandro. Ary triatra nisaraka roa teo afovoany+ ilay ridao+ tao amin’ny toerana masina.
51 Ary nitriatra roa hatrany ambony ka hatrany ambany ilay ridao+ tao amin’ny toerana masina,+ dia nihovotrovotra ny tany, ary nitresaka ny vatolampy.+
45 satria tsy nazava ny masoandro. Ary triatra nisaraka roa teo afovoany+ ilay ridao+ tao amin’ny toerana masina.