Marka 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao izay azony natao ravehivavy, ka nasiany menaka manitra ny vatako mba hanomanana mialoha ny fandevenana ahy.+ Lioka 23:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Dia nody izy ireo mba hanomana zavamaniry mani-pofona sy menaka manitra.+ Mazava ho azy anefa fa niala sasatra izy ireo ny sabata,+ satria izany no didy.
8 Nanao izay azony natao ravehivavy, ka nasiany menaka manitra ny vatako mba hanomanana mialoha ny fandevenana ahy.+
56 Dia nody izy ireo mba hanomana zavamaniry mani-pofona sy menaka manitra.+ Mazava ho azy anefa fa niala sasatra izy ireo ny sabata,+ satria izany no didy.