12Tamin’izany fotoana izany dia nandeha teny amin’ny saha nisy voly varimbazaha i Jesosy. Sabata ny andro tamin’izay.+ Ary noana ny mpianany ka nanomboka nioty salohim-barimbazaha, dia nihinana.+
6Sabata ny andro, ary sendra namakivaky voly varimbazaha i Jesosy sy ny mpianany. Nioty+ salohim-barimbazaha ny mpianany ka nohanin’izy ireo izany rehefa avy nokosokosehiny tamin’ny tanany.+