Genesisy 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 nanao hoe: “‘Mianiana amin’ny tenako aho’, hoy i Jehovah,+ ‘fa noho ianao nanao izao zavatra izao ka nahafoy ny zanakao, ilay lahitokanao,+ Mika 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+ Hebreo 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+
16 nanao hoe: “‘Mianiana amin’ny tenako aho’, hoy i Jehovah,+ ‘fa noho ianao nanao izao zavatra izao ka nahafoy ny zanakao, ilay lahitokanao,+
20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+
13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+