Jeremia 30:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia hotapahiko ny zioga eny am-bozonao ary hotapahiko roa ny tady mangeja anao.+ Tsy hisy hafa firenena hampanompo an’i Jakoba intsony. Romanina 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa satria efa novotsorana ho afaka tamin’ny fahotana ianareo ka tonga mpanompon’Andriamanitra+ ankehitriny, dia ny fahamasinanareo no vokatra+ azonareo, ary amin’ny farany dia fiainana mandrakizay.+
8 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia hotapahiko ny zioga eny am-bozonao ary hotapahiko roa ny tady mangeja anao.+ Tsy hisy hafa firenena hampanompo an’i Jakoba intsony.
22 Koa satria efa novotsorana ho afaka tamin’ny fahotana ianareo ka tonga mpanompon’Andriamanitra+ ankehitriny, dia ny fahamasinanareo no vokatra+ azonareo, ary amin’ny farany dia fiainana mandrakizay.+