6 Fa na iza na iza kosa mametraka vato mahatafintohina eo anoloan’ny iray amin’ireny madinika mino ahy ireny, dia tsara kokoa ho azy ny hanantonana vato lehibe fikosoham-bary*+ eo amin’ny vozony, ka halentika any an-dranomasina lalina.+
42 Fa na iza na iza kosa mametraka vato mahatafintohina eo anoloan’ny iray amin’ireny madinika mino ireny, dia tsara kokoa ho azy ny hanantonana vato lehibe fikosoham-bary* eo amin’ny vozony, ka hatsipy any an-dranomasina.+