Ohabolana 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Misy taranaka mihevi-tena ho madio,+ nefa tsy voasasa ho afaka aminy akory ny dikiny.*+ Lioka 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Te hanaporofo anefa ilay lehilahy fa marina ny tenany, ka hoy izy tamin’i Jesosy: “Fa iza marina moa no namako?”+
29 Te hanaporofo anefa ilay lehilahy fa marina ny tenany, ka hoy izy tamin’i Jesosy: “Fa iza marina moa no namako?”+