FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina eto aminao aho amin’ny fotoana voatondro, amin’ny herintaona toy izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.”

  • Jeremia 32:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô!+ Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao+ lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.+ Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao.+

  • Zakaria 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Toa sarotra loatra izany amin’ireto vahoaka sisa ireto amin’izany andro izany, nefa sarotra loatra amiko koa ve?’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”

  • Marka 14:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary hoy koa, izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara