Matio 19:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy ny navalin’i Petera azy: “Izahay efa nahafoy ny zava-drehetra ary nanaraka anao, koa inona no ho azonay?”+
27 Ary hoy ny navalin’i Petera azy: “Izahay efa nahafoy ny zava-drehetra ary nanaraka anao, koa inona no ho azonay?”+