FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hoy ny navaliny: “Tsy nirahina afa-tsy ho amin’ny ondry very amin’ny taranak’Israely aho.”+

  • Lioka 13:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa tsy tokony hovahana ho afa-patorana amin’ny andro sabata àry ve ity vehivavy zanak’i Abrahama+ ity, izay efa nafatotr’i Satana nandritra ny valo ambin’ny folo taona be izao?”

  • Asan’ny Apostoly 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ianareo no zanaky+ ny mpaminany sy zanaky ny fifanekena nifanaovan’Andriamanitra tamin’ny razanareo, tamin’izy nilaza tamin’i Abrahama hoe: ‘Amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara